Antsiranana: Tapaka ny jiro

  • jeudi, 11 juillet 2019 13:09
  • Britto

Tapaka ny Jiro ao an-tampontanan’Antsiranana amin’izao fotoana izao. Olana ara-teknika ao amin’ny foibe famokarana herinaratra « Enelec PK7 » no ambaran’ny eo anivon’ny Jirama fa anton’io fahatapahana io.

Efa manao ny asa famahana ny olana mba hiverenan'ny famatsiana ny herinaratra ny ekipa tekinikan'ny Jirama amin'izao fotoana izao.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.