« Volley Ball » - Lalaon’ny Nosy: 28 ny delegasiona hiazo atsy Maorisy

  • jeudi, 11 juillet 2019 11:03
  • Britto
  • Sary nindramina

28 ny mandrafitra delegasiona Malagasy amin’ny taranja « Volley Ball » hiatrika ny Lalaon’ny Nosy atsy amin’ny nosy Maorisy, izay hanomboka amin’ny 19 jolay ho avy izao. Ahitana ekipa lahy(12) sy vavy (12) ary mpanazatra 04 ny delegasiona.

Nijery ny fampivondronana ireo Atleta hisolo tena an’i Madagasikara handray anjara amin’ny Lalaon’ny Nosy io, ny Minisitry ny tanora sy fanatanjahatena, Tinoka Roberto.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.