Morondava: Nanao Tagnamaro ny fianakaviamben'ny Cnaps

  • samedi, 29 juin 2019 18:16
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Morondava

Niara-nanadio ny trano fonenana sy ny birao ny mpiasan'ny Cnaps eto Morondava renivohitry ny Faritra Menabe androany ho fitaratra eo amin'ny olona raisina, na an-trano na amin'ny birao.

Narahina fanentanana momba ny zon' ny mpampiasa sy ny mpiasa ny fanadiovana.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.