Sambava: Lehilahy iray maty tampoka nentanin-kafaliana tamin’ny fandresen’ny Barea

  • vendredi, 28 juin 2019 22:06
  • Britto

Noho ny haravoana loatra tamin’ny fandresena azon’ny ekipam-pirenena malagasy amin’ny baolina kitra na Barea nanoloana ny « Hirondelles » an’i Burundi, omaly hariva, dia nanao krizy fihentanam-po tampoka ny raim-pianakiavana iray, raha vao vantany tonga an-trano avy nijery baolina tamin’ny « écran géant » tetsy Sambava Centre, ka namonjy fodiana tao Ambodisatrana, eo amin ny 1km eo raha lavitra indrindra.

Tsy tana intsony ny ainy ka maty tamin’ny 11 ora alina teo. Namela kamboty telo mianadahy ratompokolahy.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.