Fifidianana Depiote: Hivoaka ny talata 2 jolay ny vokatra ofisialy

  • vendredi, 28 juin 2019 22:05
  • Britto

Araka ny fampitam-baovao nataon'ny Fitsarana avo momba ny Lalampanorenana ao amin'ny tranokalany androany dia hatao ao amin'ny foiben-toerany ao Ambohidahy-Antananarivo amin'ny talata 2 jolay, amin'ny 4 ora tolakandro ny lanonana ara-pitsarana hamoahana ny voka-pifidianana ofisialy tamin'ny fifidianana solombavambahoaka notontosaina tamin'ny 27 mey 2019 nanerana ny tanin'ny Repoblikan'i Madagasikara.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.