Ambatobe-Antananarivo: Moto nitrongy fiara, vazaha iray naratra

  • mercredi, 26 juin 2019 19:56
  • Britto
  • Sary nindramina

Tovolahy vazaha iray nitondra moto no naratra tamin'ny lozam-pifamoivoizina niseho teny Ambatobe Antananarivo androany atoandro. Nitrongy fiara kely teo alohany ilay moto, vokatry ny fandehanana mafy nefa handika irony dongona fampihenana hafainganam-pandeha irony. Naratra ilay mpitondra moto, samy simba na ilay fiara na ilay moto izay tafasitrika tany ambany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.