Mahamasina: Misy ireo naratra vokatry ny fifanosehana

  • mercredi, 26 juin 2019 18:26
  • Britto
  • Sary nindramina

Nifamonjena nentina ao amin'ny hopitaly HJRA ireo naratra vokatry ny fifanosehana teo ampidirana hijery fampisehoana tao amin'ny kianjaben'i Mahamasina taorian'ny matso, fankalazana ny fetim-pirenena.

Nivoha avokoa ny vavahady ary nisy ny fandaminana, fa mety nasesiky ny hamehana hamonjy toerana no nampisy fibosesehana teo ampidirana, misy koa anefa ny avy ao anatiny nivoaka hamonjy fodiana. 

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.