Fetim-pirenena: Nizara fanomezana ny Kaominina ambonivohitra Morondava

  • mercredi, 26 juin 2019 15:20
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Morondava

Nizara arendrina sy vatomamy ho an'ny ankizy ny Kaominina ambonivohitra Morondava sy orinasa Orange ary fiadidiam-paritra ny mponina amin'izao fankalazana ny fetim-pirenena izao, sady volan'ny ankizy rahateo ny volana jona.

Nomena vary ihany koa ireo olona may trano tamin'ny volana mey teo.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.