Toamasina: Tao anaty orana ny matso

  • mercredi, 26 juin 2019 13:24
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Toamasina

Adin'ny roa no naharetan'ny matso teto amin'ny araben'ny fahaleovantena androany. Taorian'ny matso miaramila dia nandray anjara ihany koa ny mpianatra avy amin'ny sekoly samihafa, orinasa, antoko politika samihafa.

Nanorana ny andro androany maraina teto Toamasina.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.