Fetim-pirenena Malagasy: Vahiny manokana ny filoha Paul Kagame

  • mercredi, 26 juin 2019 13:22
  • Britto
  • Sary nindramina

Nigadona teny amin'ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato androany tamin'ny 11ora sy sasany atoandro ny fiaramanidina miisa roa mitondra ny delegasiona avy any Rwanda, tarihin'ny filoha Paul Kagame mivady, izay vahiny manokana amin'izao fankalazana ny fetim-pirenena Malagasy sy fetin'ny Foloalindahy izao.

Nitsena ny vahiny teny Ivato no filoham-pirenena Andry Rajoelina mivady.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.