Ivato: Tonga ireo fitaovana ho an'ny Foloalindahy

  • lundi, 24 juin 2019 17:01
  • Tigre
  • Sary nomena

Tonga nitsena ireo fitaovana omena ny Foloalindahy ny Filoha Andry Rajoelina.

Tazana teny ireo fiara-manidina, ny angidim-by 4 ary ireo fiara tsy mataho-dalana vaventy natokana ho an'ny Tafika sy ireo mpitandro ny filaminana.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.