Matso Mahamasina: Hitovy ny famindrana sy ny hafainganam-pandehan’ny mpandray anjara

  • lundi, 24 juin 2019 14:31
  • Zakaria

3000 ireo handray anjara amin’ny matso lehibe hankalazana ny fetim-pirenena sady fetin’ny foloalindahy. Androany ny famerenana farany natao tetsy Mahamasina. 

Hiova endrika ny famindra mandritra ny matso, satria dia hitovy avokoa ny famindrana sy ny hafainganam-pandehan’ny mpandray anjara rehetra amin’izany.

Hisy ihany koa ny fandraisana anjaran’ny miaramila vahiny.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.