Mahamasina sy Analakely: Nohatevenina ny fiambenana

  • lundi, 24 juin 2019 14:17
  • Zakaria

Zandary maherin’ny 2000 no hiandraikitra fiarovana mandritra ny fankalazana ny fetim-pirenena, ary nohatevenina manokana ny fiarovana an’i Mahamasina sy Analakely, nanomboka androany.

Hisy fisavana atao, ka voakasik’izany na mpandeha tongotra, na mpandeha fiarakodia na mpandeha moto.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.