Antananarivo: Najanona vonjimaika ny fanamboaran-dalana

  • lundi, 24 juin 2019 14:14
  • Zakaria

Mihantona ireo asa fanamboaran-dalana eto an-drenivohitra ny 25-26 jona 2019. Mba hahafahana mampikorisa ny fifamoivoizana mandritra ny fankalazana ny fetim-pirenena no voalaza fa nandraisana ity fepetra manokana ity.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.