Beroroha: Nipoaka teo ampanaovana andrana ny « émetteur » radio

  • lundi, 24 juin 2019 14:13
  • Britto

Namoaka fofona sy setroka ilay fitaovana teo ampanaovana andrana, taorian’ny fanamboarana natao tany Antananarivo.

Tombanan'ireo teknisianina any an-toerana ho vokatry ny fihontsankontsanan’ilay « émetteur » diso tafahoatra teny an-dalana ampitondrana azy no niterana fahasimbana ka nampipoaka an’ity fitaovana ity.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.