Antananarivo: Miasa ny « drone » handrindrana ny fifamoivoizana

  • lundi, 24 juin 2019 14:12
  • Britto

Mampiasa « drone » avy amin’ny BNGRC ny mpitandro ny filaminana, ATT, Ministeran’ny Fitaterana, RNM, handrindrana ny fifamoivoizana amin’izao Asaramanitra izao.

Efa amperinasa nanomboka tamin’ny maraina ny « drone », ary hampiasaina hatramin’ny 27 jona izao.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.