Asaramanitra: Nizara arendrina Ramatoa Irmah Naharimamy

  • dimanche, 23 juin 2019 15:05
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Toamasina

Nizara arendrina isaky ny boriborintany dimy teto Toamasina Ramatoa Naharimamy Irmah Lucien omaly sabotsy.

Izao no natao hoy Ramatoa Irmah Naharimamy, mba miara-paly avokoa ny ankizy amin'izao fahatongavan'ny Asaramanitra izao.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.