Fandriampahalemana: Maniry ny hametrahana « caméra de surveillance » ny mponina amin’ireo faritra mena eto an-drenivohitra

  • vendredi, 21 juin 2019 22:30
  • Zakaria
  • Sary: Darich Rakoto‎

Nametrahana « caméra de surveillance » eny amin’ireo sakelidalana heverina fa ho lalovan’i Paul Kagamé, filoham-pirenen’i Rwanda. Vahiny manankaja mandritra ny fankalazana ny fetim-pirenena ity farany.

Maniry ny mponina amin’ireo fokontany anjakan’ny asan-jiolahy eto an-drenivohitra mba hametrahana « caméra de surveillance » toy ireny ihany koa, mba ampilamina ny faritra.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.