Sambava: Androany tolakandro vao nihatra ny vidin-tsolika vaovao

  • vendredi, 21 juin 2019 22:26
  • Britto

Nanomboka io tolakandro io vao nihatra ny vidin-tsolika vaovao teto an-drenivohitry ny faritra SAVA.

4100 Ariary ny lasantsy, 3400 Ariary ny gazoala, ary 2150 Ariary ny solitany fandrehitra.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.