Morondava: Rongony 50kg nodorana, tazomina am-ponja ny tompony

  • vendredi, 21 juin 2019 16:28
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Morondava

Tra-tehaky ny Polisy tao Tanambao ireto rongony 50 kg ireto. Voasambotra ny tompony. Tazomina am-ponja vonjimaika ity farany rehefa natolotra ny Fampanoavana Tribonaly teto Morondava, taorian’ny fanadihadiana nataon’ny Polisy.

Nodorana ampahibemaso teto Betela, Morondava kosa ireo rongony.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.