Morondava: Hiaina delestazy noho ny fahataran'ny famatsiana solika ho an'ny Jirama

  • mardi, 11 juin 2019 13:38
  • Britto

Voatery mampiatra ny "délestage tournant" ny Jirama Morondava amin'izao fotoana izao. Aharitra adin'ny 3 isaky ny toerana voakasik'izany ny fahatapahana. Ny fahataran'ny famatsiana solika ho an'ny tobim-pamokarana herinaratry ny Jirama Morondava no voalaza fa antony.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.