Toamasina: Hatao anaty hotely ny famindram-pitantanana eo amin’ny Talem-paritry ny Serasera sy kolontsaina

  • lundi, 10 juin 2019 14:07
  • Britto

Hotanterahina ao amin’ny Splendide Hotel Ambalamanasy ny Talata 11 jona 2019 ny famindram-pitantanana eo amin'i Vololoniaina Aniella Elisabelle, Talem-paritry ny seraserasa sy ny kolontsaina, vao notendrena nandritra ny filankevitry ny minisitra ny alakamisy 6 jona 2019, sy ny Tale teo aloha, Priscila Avizara, ity farany izay efa naato tamin’ny asany iray volana izay.

Mpanao politika maro no nasaina amin’ity famindram-pitantanana ity.

Filoham-paritanin'ny antoko Freedom aty Toamasina ity ny Talem-paritry ny Serasera sy kolontsaina vaovao ity.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.