Televizionina Malagasy: Voatendry ho Tale i Andrianarijaona Herizo Victor

  • vendredi, 07 juin 2019 19:32
  • Britto

Atoa Andrianarijaona Herizo Victor no mandimby toerana an’i Herinirina Lalao Razafimahefa amin’ny toeran’ny Talen’ny Televizionina Malagasy ao anatin’ny ORTM.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.