Morafenobe: Miakatra ny feo amin’ny fisian’ny hosoka tamin’ny fifidianana

  • vendredi, 31 mai 2019 15:49
  • Zakaria

Miahiahy ny olona fa niainga tany amin’ny lisi-pifidianana sy kara-pifidianana ny hosoka taty amin’ny Distrikan’i Morafenobe, ka mandiso ny voka-pifidianana.

Miakatra ihany koa ny feo amin’ny fisian’ny hala-bato, ka manao antso avo amin’ireo rafitra mpikirakira fifidianana izy ireo hanokatra fanadihadiana mba ho ny tena safidim-bahoaka tokoa no hivoaka tamin’iny fifidianana solombavambahoaka natao tamin’ny 27 mey 2019 iny.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.