Ambositra: Maka rivotra any an-tranon'olontsotra ny voka-pifidianana

  • jeudi, 30 mai 2019 16:00
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Tsy misy fifidianana tonga lafatra. Dia izao ny endrika isehoany taty amin'ny Distrikan'Ambositra. Miantrano any amin'olontsotra ny voka-pifidianana depiote mialoha ny hahatongavany any amin'ny vaomiera mpanisa vato.

(Jereo sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.