Ambaosary Atsimo: Nohararaotin'ny sasany ireo mpifidy tsy mahay mamaky teny sy manoratra

  • jeudi, 30 mai 2019 14:31
  • Zakaria
  • Sary nomena

Eo ampiandrasana ny vokatra ofisialy tamin'ny fifidianana Depiote tamin'ny 27 mey 2019 dia miseho lany ireo endrika fanararaotana sy fandikan-dalana ny androm-pifidianana.

Tany ambanivohitra Amboasary Atsimo, toy ny hita eto amin'ny sary, dia ny Sefo Fokontany no mitonona ny anaran'ny olona handatsa-bato. Miandry aty ivelany izay tsy voatonona, dia nionona rehefa nilazana fa tsy voasoratra anaty lisitra, betsaka ihany koa ny tsy mahay mamaky teny sy manoratra.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.