Miaramilan’ny « ZRPS Alpha »: Nahatratra basim-borona 1 ary nahatafaverina omby miisa 75

  • mercredi, 29 mai 2019 17:20
  • Zakaria

Anisan’ny vokatry ny fampandriantany nataon’ny miaramilan’ny « Zone rurale prioritaire de sécurité » na ZRPS Alpha tao amin’ny faritra Amboakify Ambalamidera Vohitrarivo, Faritra Ihorombe, omaly talata 28 may 2019, io.

Raha nirotsaka an-tsehatra ny miaramila dia nahatratra basim-borona 1 niaraka tamin’ny ody gasy tamin’ny moara, ary koa nahatafaverina omby miisa 75. Nandritra izany ihany koa no nahatrarana kavin’omby miisa 135 tao amin’ny trano fonenan’i Rémi. Ity farany moa dia mbola tadiavina hatramin’izao.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.