Fifidianana depiote: 31% ny taham-pahavitrihana ankapobeny vonjimaika

  • mardi, 28 mai 2019 15:57
  • Zakaria
  • Sary Gasypatriote

Araka ny antontanisa voarain’ny CENI dia 31% ny taham-pahavitrihana ankapobeny vonjimaika tamin’ny fifidianana solombavambahoaka notanterahina ny alatsinainy 27 mey 2019, nanerana ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara.

Ny Distrikan’Ankazobe sy Ambovombe no ambany indrindra : 10% raha toa ka ny Distrikan’Ambositra no manana mpifidy nandatsabato be indrindra : 56%.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.