Mahajanga I: Tsy hanaiky voka-pifidianana ny vondron’ireo kandida 13

  • mardi, 28 mai 2019 15:14
  • Zakaria

Nivory ireo kandida depiote miisa 13 eto Mahajanga I androany maraina. Nifanaraka izy ireo taorian’ny fandinihana ny zava-misy fa tsy hanaiky ny voka-pifidianana ka hangataka ny fanafoanana iny fifidianana iny noho ny antony : "hosoka tamin’ny lisi-pifidianana".

Hametraka fitoriana izy ireo rahampitso ary samy hiantso ny mpomba azy avy ireo kandida amin’izany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.