Seranam-piaramanidina Ivato: Nieren-doza ny fiaramanidin’ny Turkish Airlines

  • mardi, 28 mai 2019 12:30
  • Zakaria

Teo am-piaingàna hihazo an’i Istanbul no nirehitra tampoka ny « réacteur » iray tamin’ilay fiaramanidina mpitondra entana. Efa nisahotaka ny olona teo an-toerana, omaly alahady maraina nahita sy nandre feon-javatra nirefotra.

Tafajanona ara-potoana ilay fiaramanidina ary nieren-doza.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.