Tetezan'ny Bekiraro: Nanolotra vary ho an'ireo sahirana ny ministeran'ny mponina

  • jeudi, 16 mai 2019 10:28
  • Njaka
  • Sary Njaka

Nanolotra vary ho an'ireo olona sahirana teny amin'ny faritra Tetezan'ny Bekiraro ny teo anivon'ny ministeran'ny mponina sy ny avy eo amin'ny fiadidiana ny Repoblika.

Notolorana vary dimy kilao isan-tokatrano izy ireo.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.