Lisi-pifidianana hosoka: Nidoboka am-ponja vonjimaika ny filohan’ny CED Ihosy

  • jeudi, 09 mai 2019 16:39
  • Britto

Nanabotsina lisi-pifidianana ary mbola nanomana mialoha fomba hangalaram-bato ho an’ny kandida iray amin’ny fifididianana solombavambahoaka hatao amin’ny 27 mey 2019 no isany niampangana an’i Rakotozandriny Louis Valdor, filohan’ny rantsamangaikan’ny CENI ato amin’ny Distrikan’i Ihosy.

Ny talata 7 mey 2019 izy no notanana am-ponja vonjimaika eto amin’ny fonjaben’i Ihosy.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.