Fetin'ny Paska: Manararaotra nampakatra sarandalana ireo mpitatitra amin'ny zotra rezionaly RN5

  • lundi, 22 avril 2019 18:26
  • Zakaria

Sarandalana tokana ny mihatra ho an'ny zotra mianavaratra manaraka ny Mahavelona RN5 miazo an'i Foulpointe sy Fenoarivo Atsinanana, dia 15 000 Ariary izany raha teo aloha, mbola 10 000 Ariary ny mandeha Fenoarivo Atsinanana ary 5 000 Ariary ny sarandalana Toamasina - Mahavelona Foulpointe.

Raha ny fanazavana azo dia ny faharatsian'ny lalana ny anton'io fisondrotana io.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.