Fanafihana Brinks teny By-Pass: Voasambotra tetsy Analamahitsy ny naman’ireo maty voatifitra

  • vendredi, 19 avril 2019 22:55
  • Zakaria

Ny alahady teo, ampitson’ny fanafihana ilay fiara mpitondra vola Brinks nitranga tetsy Amoron’Ankona – By-Pass, no voasambotra tetsy Analamahitsy ny naman’ireo roalahy maty voatifitry ny Zandary teny an-toerana. Nofotorana avy hatrany izy ireo.

Nandeha moto ireo jiolahy mitam-basy nanao ny fanafihana. Tsy nahazo na inona na inona izy ireo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.