Antsobolo Ambatomaro: Tsy nandeha ny rano efa ho herinandro izay

  • vendredi, 19 avril 2019 18:55
  • Zakaria

Mijaly rano ny mponina amin’iny faritra Antsobolo Ambatomaro – Boriborintany faha-5 Antananarivo Renivohitra iny, ny faritra sasany efa nanomboka ny 23 martsa 2019, hoy ny fitarainana.

Reha mba mandeha dia amin’ny alina, anelanelan’ny amin’ny 9ora ka hatramin’ny 4 maraina ihany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.