Toliara: Miverina indray ny delestazy

  • lundi, 15 avril 2019 12:48
  • Britto
  • Sary nindramina

Mifanesy tapaka indray ny jiro teto an-drenivohitry ny faritra Antsimo Andrefana tato anatin’ny roa andro izao. Tapaka manomboka amin’ny 5ora hariva eo ny jiro ary tsy miverina raha tsy efa hisasaka ny alina.

Aoka tsy hiandry vahoaka hitroatra vao hisy vahaolana hoy ny feo re satria ny tsy fandriampahalemana efa tena mampitebiteby ny mponina.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.