Manakara : Hetsika tolotanana ho an'i Pierrot Matatana

  • vendredi, 12 avril 2019 21:35
  • Britto
  • Sary : Giscard Andriano

Nisy androany ny hetsika tolotanana notanterahina teto amin'ny Kaominina ambonivohitra Manakara, nanangonam-bola ho fanampiana amin'ny fitsaboana an'i Pierrot Matatana, izay tratry ny tsy fahasalamana ka tsaboina ao amin'ny hopitaly Befelatanana Antananarivo.

Hatramin'ny mpitari-posy nandray anjara ho fanohanana an'ity mpanakanto zanak'i Vatovavy Fitovinany ity.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.