Antalaha aéroport: Nitohy ny Tagnamaro, nanampy irero mpandraharaha

  • jeudi, 11 avril 2019 17:07
  • Tigre
  • Sary nomena

Mitohy ny fanaovana asantagnamaro tety amin'ny aéroport Antalaha, ary nisy ireo mpandraharaha nanome tanana amin'izany, anisan'izany ity iray nampindrana tracteur hanadiovana ny manodidina ny piste rehetra.

Madio tanteraka ny piste aéroport ankehitriny.

Anisan'ny hetahetan'ny mponina aty Antalaha ny hisian'ny sidina Tsaradia, satria dia tsy latsadanja amin'ny piste manodidian ny Faritra SAVA no misy eto Antalaha, nefa hatreto dia tsy misy eritreritra ny hanao izany ireo tompon'andraikitra. 

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.