ONN: Solofonirina Lucie no Mpandrindra nasionaly vaovao

  • jeudi, 11 avril 2019 15:21
  • Zakaria

Notendrena nandritra ny filankevitry ny minisitra omaly ity Mpandrindra nasionfaly vaovaon’ny Ofisy nasionaly misahana ny fanjariantsakafo (ONN) ity araka ny tolokevitry ny Praiminisitra.

Mandimby toerana an’i Ambinintsoa Raveloharison izay mpandrindra nasionalin’ny ONN teo aloha i Solofonirina Lucie.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.