Vohémar: Nahatsiaro ny faha-72 taonan'ny tolom-panafahana 1947

  • samedi, 30 mars 2019 11:10
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Sambava

Vavaka iraisam-pinoana notarihin'ny FFKM tao amin'ny EKAR Fo Masin'i Jesoa Andranomasibe I, narahina fanateram-boninkazo teo amin'ny tsangambaton'ny Mahery fo. Nanamarika ny lanonam-pahatsiarovana ny 29 mars 1947 teto Vohémar.

Tsy nahitana bekotra maro holatra kosa niatrika izany 29 Mars izany.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.