Andraikiba-Antsirabe: Tovolahy iray maty an-drano

  • vendredi, 29 mars 2019 18:57
  • Britto

Nilomano tao amin'ny farihin'Andraikiba niaraka tamin'ny namany ity tovolahy, 22 taona ity. Gaga ilay namany fa toa miha-milentika sady mankany afovoan-drano ity tovolahy.

Nisintona azy hiverina ilay namany fa tsy nahomby, niantso vonjy tamin'ny mpitsangatsangana teny an-tanety, nefa tsy niraika ny olona, nihevitra fa misangisangy ny ao anaty rano, ny sasany nilaza ho tsy mahay rano. Maty an-drano tao ilay zazalahy.

Hitsangatsangana no nialany ny tokantranony saingy dia fahafatesana no hita.

Nampandrenesin'ireo mahalala ilay tovolahy ny fianakaviany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.