INFP: Naverina amin’ny toerany Ramarolahy Albert

  • jeudi, 28 mars 2019 11:50
  • Britto

Voatendry ho Tale misahana ny INFP (Institut National de Formation Pédagogique) Ramarolahy Albert. Efa nitazona io andraikitra io ity farany. Efa solombavambahoaka voafidy tao Fandriana, efa mpikambana tao amin’ny FFM (Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy).

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.