Fahasalamam-bahoaka: Hanomboka anio ny vaksiny kitrotro andiany fahatelo

  • lundi, 25 mars 2019 10:14
  • Britto

Hotanterahina manomboka androany Alatsinainy 25 martsa ka hatramin'ny 05 Aprily 2019, manerana ireo Distrika 67 eto Madagasikara ny "Hetsika fanaovam-baksiny miaro amin'ny kitrotro, andiany fahatelo".

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.