Fitsarana Avo (HCJ): Dosie miisa 14 no eo ampelan-tanany

  • lundi, 18 mars 2019 20:09
  • Britto

Misy amin’ireo antotan-taratasin’ady sy fitoriana ireo no efa nanokafan'ny Fitsarana Avo (Haute Cour de Justice) fanadihadiana, misy miandry ny fanapahan-kevitry ny Antenimiera-pirenena ny fanohizana ny famotorana noho ny voampanga izay mpitondra ambony amin’ny fanjakana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.