Toamasina: Hovitaina alohan’ny jona 2020 ny fanamboarana ny kianjan’i Barikadimy

  • lundi, 18 mars 2019 09:51
  • Zakaria
  • Sary nomena

Nambaran’ny filoha Andry Rajoelina fa hanomboka tsy ho ela ny asa fanamboarana ka Mpanao maritrano malagasy sy orinasa vahiny no hiara-hiasa hanatanteraka ny tetikasa.

Hamboarina ho kianja mitafo manarapenitra ihany koa ny kianja monisipaly.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.