Kidnapping: Manao fangalampiery tsy mety voasambotra i Del Kely

  • lundi, 18 mars 2019 09:48
  • Zakaria

Mampanantena ny Zandary fa hanome vola 20 tapitrisa Ariary ho an’izay manome vaovao hahafahana misambotra an’ity atidohan’ny mpaka ankeriny aty amin’ny Distrikan’i Tsaratanana ity.

Tafatsoaka hatrany i Del Kely isaky ny hosamborina, ireo namany no efa voasambotra ny ankamaroany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.