Vontovorona: Niverina nitokona ny mpianatry ny Polyteknika

  • mardi, 12 mars 2019 22:07
  • Britto

Nidina an-dalambe ny mpianatry ny Polyteknika Vontovorona androany maraina, « noho ny tsy fisian’ny valinteny avy amin’ny mpitondra », araka ny nambaran’izy ireo taorian’ny fe-potoana 72ora nomen’izy ireo hanomezana vahaolana mikasika ireo fitakian’izy ireo.

Nisy ny fifandonana tamin'ny Emmo-Reg, tsy nisy voasambotra. Milaza ny hanohy ny hetsika ny mpianatra rahampitso.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.