Roland Ratsiraka: Nirotsaka ho kandida depiote eto Toamasina I

  • mardi, 12 mars 2019 21:06
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Amin’ny anaran’ny MTS (Malagasy Tonga Saina), antoko tarihiny, no irotsahan’i Roland Ratsiraka, izy izay efa depioten’i Toamasina tamin’ny anaran’ny Toamasina Tonga Saina, efa Ben’ny Tanànan’i Toamasina ihany koa. Efa in-telo nirotsaka hofidiana filoham-pirenena ihany koa, fa tsy lany, ary izao hiverina hisedra fifidianana solombavambahoaka izao indray.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.