Oniversiten'Antananarivo: Voafidy ho filoha i Pr Mamy Ravelomanana

  • mardi, 12 mars 2019 07:26
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Pr Mamy Ravelomanana no handimby toerana an'i Pr Panja Ramanoelina, ity farany izay efa nahavita taom-piasana roa.

Telo taona no fepotoam-piasan'ny filohan'ny Oniversite. Didim-panjakana raisina mandritra ny filankevitry ny minisitra no manendry ny filohan'ny Oniversite, manamafy ny voka-pifidianana vita teny anivon'ireo Oniversite enina.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.