Tolagnaro: Telo ny kandida efa nanatitra dosie teo anivon’ny OVEC

  • lundi, 11 mars 2019 19:14
  • Zakaria

Nisantatra ny fanaterana antotan-taratasy firotsahan-kofidiana solombavambahoaka ao amin’ny fari-pifidianana Tolagnaro i Razafindramaro Tanjaniaina Julio, lehiben’ny Faritra Anôsy teo aloha, kandida tsy miankina narahin’i Arline Attalah, Ben’ny Tanànan’ny Kaominina Ranomafana, kandida tsy miankina, ary i Chabani Nourdine, minisitry ny varotra teo aloha izay mbola kandida tsy miankina ihany koa.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.